Mbola mitana ny heviny efa novoiziny tsy tapaka hatramin'izay ny AMF

3FM tarihan'ny Rév. Andrianalijohn Ndriamanampy na Satrobory ny amin'ny filazana fa tena ilaina ny fampihavanam-pirenena tarihan'ny Pr Zafy Albert ary tohanan'ny FFKM ary indrindra indr


  • Zoma 24 Janoary 2014


 

Hadisoana bevava, hoy izy, ny tsy nanasan'i Hery Rajaonarimampianina ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana hanatrika ny lanonana fametrahana azy ofisialy voalaza fa hotanterahina etsy Mahamasina rahampitso sabotsy. Raha ny tena marina anefa, hoy i Satrobory, dia tsy avy amin'ny filoha vaovao loatra ny sakana fa avy amin'Atoa Norbert Lala Ratsirahonana, izay vato misakana sy mitsivalana tanteraka an'io fodian-dRavalomanana io. Raha ny mikasika ny tena hevitry ny ankolafy Ravalomanana misy azy amin'izao fisian'ny fitondrana vaovao izao, dia miankina amin'ny fanapahan-kevitra horaisin'ny rehetra mpikambana ao miaraka amin'ny antoko Avana tarihan'i Dr Robinson Jean Louis izany fa izy no efa nomen'ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana alalana hanome toromarika amin'izany. Mino aho, hoy i Satrobory fa tsy ho ela fa ato anatin'ny ora vitsy no tsy maintsy hivoahan'izany fanapahan-kevitra hentitra izany.

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • PR
  • Talata 20 Oktobra 2026

JOSEPH HARIMALALA

  • GEN Z
  • Talata 20 Oktobra 2026

POUR LA REFONDATION

  • Depiote teo
  • Talata 20 Oktobra 2026

aloha Ninah sy ny zanany

  • TETIKASA
  • Talata 20 Oktobra 2026

"ÉLECTIONS-MAHASAKY"

  • PRRM
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Randrianirina Michael

  • Randy Donny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

"Novetavetain'ny fanjanahana

Hijery ny tohiny
FTT