• Alatsinainy 17 Febroary 2014
Fanendrena Praiminisitra
Manohitra ny teritery ny Komity Miaro ny safidin’ny Maro an’isa

Eo anatrehan’ny toe-draharaham-pirenena ankehitriny indrindra manoloana ny adihevitra be manodidina ny fanendrena ny Praiminisitra, izay samy manana ny fandikana azy ny mpahay lalàna sy ny mpanao politika, dia nanambara ny KMSM (Komity miaro ny safidin’ny maro an’isa) fa tokony ho ny tombontsoan’ny vahoaka Malagasy 22 tapitrisa no hibaiko ny fomba fijerin’ny tsirairay.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 17 Febroary 2014
«Groupe Parlementaire Spécial»
Manohana ny filoha Rajaonarimampianina

Taorian’ny voka-pifidianana vonjimaika navoakan’ny vaomieram-pirenena mahaleotana misahana ny fifidianana mandritra ny tetezamita no niforonan’ny «Groupe Parlementaire Spécial » na vondrona parlemantera manokana.

Hamaky ny tohiny
FTT