Ny solombavambahoaka zokilona Ratsivalaka teraka Raheriarivo Marie Michelle voafidy teto Antananarivo I avy amin’ny lisitra «Miaraka Amin’ny Prezida Andry Rajoelina» sy ny zandriolona Razafimahatratra Daniel Jean Christian voafidy tao Ambalavao natolotry ny tsy miankina «303 Ihany ny Antsika Association des Jeunes Entrepreneurs» no hitarika ny fotoam-pivoriana voalohany eny amin’ny Antenimieram-pirenena, hifidianana ny birao maharitra anio.
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.