Hanampy ny filoha Hery Rajaonarimampianina ny VPM Malagasy Miara-Miainga tarihin'i Hajo Andrianainarivelo. Nisy nifanarahan’ny an-daniny sy an-kilany. Misy koa ny fandaharanasa iraisana dia ny ny sekolim-panjakana tsy handoavam-bola, ny fampiharana ny fitsinjaram-pahefana sy ny fitantanana isam-paritra tena izy amin'izay. Nampahafantarina omaly ireo solombavabahoaka miisa 14 voafidy tamin’ny lisitra VPM-MMM, ary ho vondrona parlemantera manokana eo anivon’ny Antenimieram-pirenena.
Nofy R.
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.