- Alakamisy 20 Febroary 2014
Atoa Ratsimbason Patrice
Avelao hahalaka ny filoha hanendry ny Praiminisitra
Manaraka akaiky ny fivoaran’ny toe-draharaham-pirenena ny maro amin’izao fotoana, indrindra ny mikasika ny fanendrena izay ho Praiminisitra. Anisan’ireo naneho hevitra ka nanaiky hiresaka amin’ny gazety Tia Tanindrazana ny mpikambana teo aloha tao amin’ny Filankevitra ambonin’ny tetezamita, Atoa Ratsimbason Patrice avy ao Antsirabe.
Hamaky ny tohiny