- Alarobia 19 Febroary 2014
Depiote Randrianasolo Dera Louis Charles
Efa nampoizina ny hahalany ny kandidan’ny MAPAR
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Tena hita mibaribary izao fa ho sarotra ho an’ny filoha Hery Rajaonarimampianina ny hanangana fanjakana matanjaka satria misimisy ihany ireo zavatra tsy voafehiny. Toa mifamadika ny zava-misy satria ny olona nampandany azy tamin’ny fifidianana no toa lasa manohitra na manery azy, fa ny olona nifaninana taminy kosa no toa indro indray fa manampy azy.
Hamaky ny tohinyNikatona teo indray aloha ny adihevitra mikasika ny fomba fanolorana ny praiminisitra miainga avy eny anivon’ny Antenimieram-pirenena izay voalazan’ny andininy faha-54 ao amin’ny Lalàmpanorenana.
Hamaky ny tohinyEla ny ela ka nanjaka ny miralenta. Lany ho filohan’ny Antenimieram-pirenena ho an’ny Repoblika faha-4 Rtoa Razanamahasoa Christine Harijaona. Depiote voafidy tany Ambatofinandrahana izy, mpitsara grady voalohany, mpiandry ary 62 taona ankehitriny. Izy no vehivavy Malagasy voalohany hitantana ity andrim-panjakana mpanao lalàna ity hatramin’izay niandohany tany amin’ny Repoblika voalohany tany.
Hamaky ny tohinyMbola mitana ny sain’ny mpanara-baovao ankehitriny ny fanendren’ny filoham-pirenena vaovao izay ho praiminisitra hiaraka hiasa aminy hanatanteraka ny fandaharanasa nampanantenainy nandritra ny fampielezan-kevitra.
Hamaky ny tohinyIo indray ny kitoatoa !
Hamaky ny tohiny