Depiote Randrianasolo Dera Louis Charles

> Efa nampoizina ny hahalany ny kandidan’ny MAPAR


  • Alakamisy 20 Febroary 2014


 

Efa nampoizina iny fifidianana ho filohan’Antenimieram-pirenena ka nahalany an-dRtoa Razanamahasoa Christine iny, hoy ny depiote MAPAR Randrianasolo Dera Louis Charles voafidy tany Antanifotsy satria mila mampivelatra ny ambaindainy ny vehivavy amin’ny resaka miralenta eo amin’ny fitantanan-draharaham-panjakana. Hoporofoinay ety amin’itony Lapa itony fa afaka miara-miasa ny rehetra ho an’ny fampandrosoana marina an’i Madagasikara izay no nankasitrahako ny fifamelana naseho nivantana androany (omaly).

 

Manohy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • PR
  • Talata 20 Oktobra 2026

JOSEPH HARIMALALA

  • GEN Z
  • Talata 20 Oktobra 2026

POUR LA REFONDATION

  • Depiote teo
  • Talata 20 Oktobra 2026

aloha Ninah sy ny zanany

  • TETIKASA
  • Talata 20 Oktobra 2026

"ÉLECTIONS-MAHASAKY"

  • PRRM
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Randrianirina Michael

  • Randy Donny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

"Novetavetain'ny fanjanahana

Hijery ny tohiny
FTT