CT sy CST

> Mitsahatra amin’ny asany avokoa


  • Alarobia 19 Febroary 2014


Araka ny andininy faha-166 ao amin’ny lalàmpanorenana tamin’ny 17 novambra 2010 dia mitsahatra avokoa ny asan’ireo andrimpanjakana mpanao lalàna nandritra ny tetezamita dia ny Kongresin’ny tetezamita (CT) sy ny Filankevitra ambonin’ny tetezamita (CST) aorian’ny fitsanganan’ny birao maharitry ny Antenimieram-pirenena. Tapaka manaraka izay ihany koa ireo tombontsoa fandrain’ireo olom-boatendry tamin’ireo andrimpanjakana ireo.

JD

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • PR
  • Talata 20 Oktobra 2026

JOSEPH HARIMALALA

  • GEN Z
  • Talata 20 Oktobra 2026

POUR LA REFONDATION

  • Depiote teo
  • Talata 20 Oktobra 2026

aloha Ninah sy ny zanany

  • TETIKASA
  • Talata 20 Oktobra 2026

"ÉLECTIONS-MAHASAKY"

  • PRRM
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Randrianirina Michael

  • Randy Donny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

"Novetavetain'ny fanjanahana

Hijery ny tohiny
FTT