- Zoma 21 Febroary 2014
Jean Max Rakotomamonjy
Manahy krizy vaovao
Hamaky ny tohiny
Lakile ara-bakiteny eny amin’ny Antenimeram-pirenena ity resaka ity fa tsy ilay lakile hirahirain’i Dah’Mama fandre isan’andro amin’ny onjam-peo tsy akory.
Hamaky ny tohinyNampahafantatra ireo mpiara-dia aminy ao Avaradrano, omaly, ny lehiben’ny delegasionan’ny ankolafy Ravalomanana Atoa Roland Ravatomanga, fa hisy ny fihaonany manokana amin’ny filohan’ny Repoblika Hery Rajaonarimampianina.
Hamaky ny tohinyMitohy hatrany ny hetsika ao amin’ny Magro Behoririka mitaky ny hamela malalaka ny filoha Marc Ravalomanana hiverina an-tanindrazana, ny hamoahana ireo gadra politika mbola any am-ponja ary koa ny hamohana ireo haino aman-jery nakaton’ny fitondrana tetezamita.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny