Depiote Randrianarisoa Stanislas

> Mahavariana ny zava-misy ety amin’ny Lapan’ny Antenimiera


  • Alarobia 19 Febroary 2014


Gaga tanteraka aho rehefa nanitsaka voalohany an’ity Lapan’i Tsimbazaza ity, hoy ny depiote voafidy tao amin’ny Boriborintany faharoa teto Antananarivo Renivohitra, Randrianarisoa Stanislas (ankolafy Ravalomanana) amin’ny fomba fiteniny mahitsihitsy izay. Tena tsy mendrika amin’ny vaninandro misy ankehitriny ny fotodrafitrasa andraisana fivoriana avo lenta tahaka izao, hoy izy. Izahay rehetra indray ohatra ireny any amin’ny kilasimandry ireny. Toa tsy misy ny fifanajana fa mitsangana izay te hitsangana, mivoaka miditra, nefa nofidian’ny vahoaka tokony hampiseho fihetsika mendrika. Tena tsy manaja tena ny solombavambahoaka eto amin’ny ankapobeny. Mety hahasosotra ny namana izany hevitro izany nefa tsy maintsy mijoro ny tena ka sahy hilaza ny marina fa izay no nifidianan’ny vahoaka ny tena.

 

 Manohy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • PR
  • Talata 20 Oktobra 2026

JOSEPH HARIMALALA

  • GEN Z
  • Talata 20 Oktobra 2026

POUR LA REFONDATION

  • Depiote teo
  • Talata 20 Oktobra 2026

aloha Ninah sy ny zanany

  • TETIKASA
  • Talata 20 Oktobra 2026

"ÉLECTIONS-MAHASAKY"

  • PRRM
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Randrianirina Michael

  • Randy Donny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

"Novetavetain'ny fanjanahana

Hijery ny tohiny
FTT