- Alakamisy 20 Martsa 2014
Politique.Toamasina Tezitra amin’ny fanjakana ireo mpamongady
Nanao fivoriambe tao Tanambao V ireo mpivarotra mpamongady tao Toamasina omaly tolakandro
Hamaky ny tohinyNanao fivoriambe tao Tanambao V ireo mpivarotra mpamongady tao Toamasina omaly tolakandro
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
Nanatanteraka lanonana fifampiarahabana nahatratra ny taona 2014 tao amin’ny Foyer FJKM Mahajanga ny sabotsy teo ny ankolafy Ravalomanana any an-toerana notarihan’ny filohany ny Dr Randrianandrasana Patrice.
Hamaky ny tohinyMazava tsara izao fa araka ny efa nambara teto dia tsy maintsy mampitovy ny tadin-dokanga amin’ireo mpiara-miasa akaiky amintsika avy any ivelany aloha ny filoham-pirenena izay vao manendry ny praiminisitra sy manangana ny governemanta.
Hamaky ny tohinyHisokatra amin’ny ankolafy samihafa ny fananganana ny governemanta. Nilaza ny filoham-pirenena Rajaonarimampianina raha nitafa tamin’ny mpanao gazety vahiny fa tsy maintsy ahitana taratra ny fampihavanam-pirenena sy ny fanajana ny lalàna velona ny praiminisitra sy ny mpikambana ao amin’ny governemanta.
Hamaky ny tohinyMbola any Etazonia amin’izao fotoana ny filoha Hery Rajaonarimampianina sy ireo delegasionina miaraka aminy, ny alatsinainy 24 martsa izao izy no fantatra fa hihazo an’i Frantsa. Manamarika izao diany izao ny fihaonany tamin’ny Sekretera jeneralin’ny Firenena Mikambana Atoa Ban Ki Moon sy ny masoivohon’i Etazonia ao amin’ny Firenena Mikambana Rtoa Samantha Power, izay sady mpiara-miasa akaiky amin’ny filoha Obama.
Hamaky ny tohiny