- Talata 25 Martsa 2014
Politique.Magro Behoririka Valin-kafatra ho an’i Hery Rajaonarimampianina
Nanao valin-kafatra avy hatrany amin’izay zava-boalazan’ny filoha Rajaonarimampianina teo am-pahatongavana teny Ivato omaly vao mangiran-dratsy ireo mpitaritolon’i Magro Behoririka. Mbola dia saravaranonando iny vitanao iny Atoa filoha, hoy i Zafilahy Stanislas fa tsy mbola nisy fifanarahana vita sonia izany hatreto.
Hamaky ny tohiny
