• Zoma 21 Martsa 2014
Politique.Atallah Béatrice «Madio ny eritreritro»

Zava-dehibe loatra ho an’ny firenena ny fiatrehana ny fifidianana. Azo atao hoe nilamina fa tsy nikorontana tahaka ny mahazatra aty Afrika ny antsika teto Madagasikara na dia nisy ihany aza ny zavatra tsy nety sy tsy araka ny tokony ho izy.Vahinin’ny Tia Tanindrazana anio Rtoa Atallah Béatrice, filohan’ny Vaomieram-pirenena mahaleotena misahana ny fifidianana mandritra ny tetezamita na CENI-T, izay tompon’andraikitra voalohany amin’ny fikarakarana ny fifidianana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 21 Martsa 2014
Politique.Ny Hasina Andriamanjato Manome 2 volana hametrahana tanàna madio

Ren’ireo orinasa misahana ny serasera amin’ny alalan’ny aterneto sy finday ny antson’ny PDS-n’ny tanànan’Antananarivo vaovao ka tonga nitondra fanampiana ara-bola izy ireo. Samy nanome lelavola 150 tapitrisa Ariary avy ny Telma, Orange ary Airtel omaly teny amin’ny Lapan’ny Tanàna.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 21 Martsa 2014
Politique.Tabera Randriamanantsoa Fampihavanam-pirenena fa tsy fizaran-toerana

Antony goavana tsy nampahomby ny fampihavanam-pirenena tao anatin’ny 10 taona mahery ary mitady mbola hotohizana ankehitriny ny tsy fananantsika Malagasy, indrindra ny mpanao politika ilay finiavana hamoaka ny tena marina fa variana fotsiny amin’ny adivarotra politika mba ahazoana toerana ao amin’ny andrim-panjakana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 20 Martsa 2014
Politique.Fampihavanana Miantso vonjy ny FFM

Nifarana omaly ny fotoa-piasan’ny FFM na ny Filankevitra Fampihavanana Malagasy.

Hamaky ny tohiny
FTT