Politique

Rasoamalala Brenda Ho matotra ny fitsenana an’i Dada


  • Alatsinainy 24 Martsa 2014

Nohamafisin-dRtoa Rasoamalala Brenda fa efa tsy ho ela ny fiverenan’ny filoha Marc Ravalomanana an-tanindrazana raha ny fifaneraseran-dry zareo mivantana aminy an-telefaonina.

 Natsangana tao anatin’ny fivoriambe nataon’ny mpitolona tsy an-kanavaka tao amin’ny QG Magro Behoririka, hoy izy, ny kaomisiona hikarakara manokana izany fitsenana izany izay tarihan’ny tenanay. Tsy maintsy atao matotra tsara izany fitsenana izany, hoy ity Mpikambana taloha tao amin’ny Kongresin’ny tetezamita avy  any Ambatondrazaka ity, mba tsy ho tampoka loatra ilay hoe 48 ora hanambaran’ny filoha Marc Ravalomanana  ny hahatongavany.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • PR
  • Talata 20 Oktobra 2026

JOSEPH HARIMALALA

  • GEN Z
  • Talata 20 Oktobra 2026

POUR LA REFONDATION

  • Depiote teo
  • Talata 20 Oktobra 2026

aloha Ninah sy ny zanany

  • TETIKASA
  • Talata 20 Oktobra 2026

"ÉLECTIONS-MAHASAKY"

  • PRRM
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Randrianirina Michael

  • Randy Donny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

"Novetavetain'ny fanjanahana

Hijery ny tohiny
FTT