• Alatsinainy 07 Aprily 2014
Politique.Guy Rivo Randrianarisoa Dada ho filoha ary i Neny ho Ben’ny tanàna

Misaotra anareo raiamandreny, hoy ny depiote Guy Rivo Randrianarisoa fa tafita aty aminay zanaka ny fanilon’ny fitiavana tanindrazana, lesona ho anay ny mbola mijanona ho Ravalomanana ihany.

Hamaky ny tohiny
  • Alahady 06 Aprily 2014
Politique.Didier Radert Hafa ihany ny fomba fiasan’ny filoha Ravalomanana

«Mahatsiaro tanteraka ny fomba fiasan’ny filoha Ravalomanana ny olona manoloana ny fitavozavozana ataon’ny filoham-pirenena amin’izao fotoana», hoy Atoa Didier Radert manoloana ny fahelan’ity fanendrena Praiminisitra ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alahady 06 Aprily 2014
Politique.Governemanta vaovao Mitady hirika ny hitazonana azy i Manoro Régis

Mandeha ny resaka fa mampiasa ireo sendika sy fikambanan’ny mpampianatra amin’ny tombontsoany ny minisitry ny fanabeazan’ny tetazamita Atoa Manoro Régis.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 04 Aprily 2014
Politique.Fanendrena ny Praiminisitra Nivadika resaka hafa mihitsy

Miova endrika tanteraka indray izao ny tontolo politika manodidina ity fikarohana ny maro an’isa eny amin’ny Antenimieram-pirenena amin’ny fanolorana ny anaran’ny praiminisitra ho tendren’ny filoha ity.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 04 Aprily 2014
Politique.Mompera Alain Thierry Raharison Manjavozavo be ny toe-draharaha eto

Manan-kambara momba ny toe-draharaha misy eto amin’ny firenena amin’izao fotoana ny fikambanana katolika «Justice et Paix».

Hamaky ny tohiny
FTT