Politique

Mompera Alain Thierry Raharison Manjavozavo be ny toe-draharaha eto


  • Zoma 04 Aprily 2014

Manan-kambara momba ny toe-draharaha misy eto amin’ny firenena amin’izao fotoana ny fikambanana katolika «Justice et Paix».

 Nilaza i mompera Alain Thierry Raharison fa «anaty fahasahiranana ny firenena, manjavozavo be ihany ny zava-misy, tsikaritra fa samy miezaka hahazo ny fon’ny vahoaka, ny fon’ny mpifidy ny tsirairay avy. Tahaka ny hoe mbola anaty propagandy izany ny eto Madagasikara rehefa mahita ny fihetsika ataon’ny mpanao politika sasantsasany». Mametra-panontaniana ity relijiozy ity hoe : fa mankaiza marina moa izany ny antson’ny Filankevitry ny Fampihavanana Malagasy amin’ity fampihaonana ny mpampihavana kasainy hatao ity ? Raha to teny marina ry zareo dia tokony hohazavainy hoe ho an’iza marina ny antso ary inona no tanjona hoy i mompera Alain Thierry Raharison. Mbola manjavozavo be ny fitondrana ilay raharaham-pirenena raha ny fahitan’ny Justice et Paix azy ary tena mila mazava saina sy mahitsy fo ; tsy misy ireo matoa mikatso tahaka izao.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ALAIN MAHAVIMBINA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Mety ny manao dinika

  • Dinika fanavotàm-pirenena
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

«Miha mibaribary ny

  • Kristianina
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

mandinika raharaham-pirenena

  • PR
  • Talata 20 Oktobra 2026

JOSEPH HARIMALALA

  • GEN Z
  • Talata 20 Oktobra 2026

POUR LA REFONDATION

  • Depiote teo
  • Talata 20 Oktobra 2026

aloha Ninah sy ny zanany

Hijery ny tohiny
FTT