• Alatsinainy 14 Aprily 2014
Politique.Depiote Razafimanantsoa Hanitra Fitsipi-pifehezana anatiny vao fifidianana birao

Ny talata faharoa amin’ny volana mey no miatrika ny fivoriana ara-potoana ireo solombavambahoakan’i Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 14 Aprily 2014
Politique.Movansy Ravalomanana Hiroso amin’ny fifampiraharahana

Efa neken'ny Malagasy teo anoloan'ny fianakaviambe iraisam-pirenena ny maha lalàna velona ny tondrozotra ka tsy iadian-kevitra intsony, hoy ny lehiben'ny ankolafy Ravalomanana, Ravatomanga Rolland. Efa voatendry io ny praiminisitra ara-dalàna ary andrasana tsy ho ela ny fitsanganan'ny governemanta vaovao.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 12 Aprily 2014
Politique.Fironana politika Filoham-pokontany 8 nesorina tao Antsirabe I

Tafakatra valo ankehitriny ireo Filoham-pokontany nesorina tamin’ny toerany tao Antsirabe I.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 12 Aprily 2014
Politique.Kolo Roger notendrena Praiminisitra Aloky ny Frantsay

Voatendry ihany ny praiminisitra lehiben’ny governemanta, rehefa nandrasana nandritra ny roa volana sy 16 andro.

Hamaky ny tohiny
FTT