Politique

Ralainirina Marcel “Inona no tsy amoahana ireo gadra politika ?”


  • Alakamisy 03 Aprily 2014


 “Raha sanatria moa ny ankolafy Ravalomanana misy anay MFM, tsy nanaiky ny antson’ny filoha Rajaoanarimampianina ny amin’ny tokony hifandraisan-tanana sy hifanampiana hampandroso an’i Madagasikara dia inona no nitranga teto ?”, hoy Atoa Ralainirina Marcel.  Noho ny fahatsorana fa hoe hivaha ny krizy dia nanaiky ny ankolafy Ravalomanana, hoy izy. Manontany tena anefa izahay ankehitriny hoe inona no sakana tsy amoahan’ny filoha Rajaonarimampianina an’ireo gadra politika mbola tavela sy mijaly any am-ponja nefa teny iraim-bava monja no ataony dia tanteraka izany ?

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ALAIN MAHAVIMBINA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Mety ny manao dinika

  • Dinika fanavotĂ m-pirenena
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

«Miha mibaribary ny

  • Kristianina
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

mandinika raharaham-pirenena

  • PR
  • Talata 20 Oktobra 2026

JOSEPH HARIMALALA

  • GEN Z
  • Talata 20 Oktobra 2026

POUR LA REFONDATION

  • Depiote teo
  • Talata 20 Oktobra 2026

aloha Ninah sy ny zanany

Hijery ny tohiny
FTT