• Alarobia 23 Aprily 2014
Politique.Fetison Rakoto Andrianirina “Aoka hanaja ny teny nifanomezana”

Maro ny fanehoan-kevitra nivoaka taorian’ny nijoroan’ny governemanta vaovao. Nisy ny resadresaka nifanaovana tamin’i Fetison Rakoto Andrianirina, filoha mpanorina ny Antoko RDS (Roso ho amin’ny Demokrasia Sosialy), nilazany fa ny toky fitaka fa ny atao no hita.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 23 Aprily 2014
Politique.Jules Etienne Rolland Hamerina ny AGOA, hamoha ny Tiko ?

Nandray ny toerany omaly ny minisitra misahana ny Taozava-baventy, ny Fampiroboroboana ny Sehatra tsy miankina sy ny orinasa madinika sy salantsalany, Jules Etienne Rolland.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Aprily 2014
Politique.Ahmad Sady minisitry ny jono no filohan’ny FMF

Lasa resabe nandritra ny faran’ny herinandro teo ny mikasika ireo mpitantana telo ao amin’ny Federasiona malagasin’ny baolina kitra (FMF) izay voatendry ho minisitra misantatra ny governemantan’ny Repoblika fah-4.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Aprily 2014
Politique.Paza Didier Gérard

Hanao ho vaindohan-draharaha ny ady amin’ny tsy fandriampahalemana

Hamaky ny tohiny
FTT