Satrobory AMF

3FM Ny mpanao politika tsy matahotra fonja sy basy


  • Alarobia 23 Aprily 2014


 Efa misy fambara ratsy, hoy i Rév.Satrobory, araka ny voalazan’ny Baiboly, fa tsy tongatonga ho azy ireny valala sy sahona ireny ka ny fanafodiny dia tsy misy afa tsy ny Malagasy tonga saina tena hivavaka. Mila firaisankina koa, hoy izy, fa mila antoka amin’ny fahendrentsika i Madagasikara. Be ankehitriny no tonga saina, hoy i Satrobory, fa hay ve mafy ity manao politika ity fa tsy vitan’ny ady seza hifanenjehan-dava eo ka rehefa voadaka ianao vao domy aho Ranaotra ? Raha te ho mpanao politika tsy matahotra basy izany, hoy izy, tsy matahotra fonja ary tsy mila seza haingankaingana fa ampy hitiavan-tanindrazana izay sehatra rehetra tazonina.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ALAIN MAHAVIMBINA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Mety ny manao dinika

  • Dinika fanavotàm-pirenena
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

«Miha mibaribary ny

  • Kristianina
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

mandinika raharaham-pirenena

  • PR
  • Talata 20 Oktobra 2026

JOSEPH HARIMALALA

  • GEN Z
  • Talata 20 Oktobra 2026

POUR LA REFONDATION

  • Depiote teo
  • Talata 20 Oktobra 2026

aloha Ninah sy ny zanany

Hijery ny tohiny
FTT