• Alakamisy 17 Aprily 2014
Politique.Governemanta Kolo Roger Ny olony aloha ?

Nandray ny toerana sy fahefana feno maha Praiminisitra azy i Kolo Roger taorian’ny famindram-pahefana teo aminy sy ny praiminisitry ny tetezamita Beriziky Jean Omer teny Mahazoarivo omaly, teo anatrehan’ny fianakaviambe iraisam-pirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 15 Aprily 2014
Politique.Depiote Andriamasimanana Auréline Manome lanja ny vehivavy sy ny ankizy

Solombavambahoaka vehivavy voalohany voafidy tao amin’ny Distrikan’Ambatondrazaka Rtoa Andriamasimanana Auréline.

Hamaky ny tohiny
FTT