Teny Iavoloha ny andron’ny fananganana ny governemanta vao nampahalalaina ny minisitera hotantanany ireo minisitra ao amin’ny governemanta Kolo Roger. Nofeperana izy ireo mba tsy hanao fehitenda na «cravate» mena mandritra ny fisehoana voalohany. Tsy nambara kosa ny anton’io famerana io.
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.