Politique

Depiote MAPAR 13 sisa no mavitrika ?


  • Alakamisy 24 Aprily 2014

Haneho ny maha maro an’isa azy ao amin’ny Antenimieram-pirenena ny vondrona PMP ao an-damosin’ny filoham-pirenena.

 Re mantsy fa dia mangatsiatsiaka ny Mapar, depiote 13 amin’ireo 49 teny am-piandohana sisa no mavitrika. Anatin’ny fivoriana manokana andinihana ny fitsipikana anatiny ny Antenimieram-pirenena hatry ny omaly. Volavola roa no hisafidianana. Ny iray avy amin’ny PMP, ny faharoa novolavolain’ny sekretaria maharitry ny Antenimieram-pirenena ary haroson’ny Birao maharitra. Halefa eny amin’ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana izay volavola voafidy eo hojerena raha mifanaraka amin’ny lalàmpanorenana. Tsy azo ihodivirana ny fifidianana birao maharitra, izay raha ny lojika dia ho depiote avy amin’iny faritra telozoro avaratry ny Nosy iny. Tsara toerana amin’izany ny depiote Rakotomamonjy Jean Max.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ALAIN MAHAVIMBINA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Mety ny manao dinika

  • Dinika fanavotàm-pirenena
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

«Miha mibaribary ny

  • Kristianina
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

mandinika raharaham-pirenena

  • PR
  • Talata 20 Oktobra 2026

JOSEPH HARIMALALA

  • GEN Z
  • Talata 20 Oktobra 2026

POUR LA REFONDATION

  • Depiote teo
  • Talata 20 Oktobra 2026

aloha Ninah sy ny zanany

Hijery ny tohiny
FTT