• Alatsinainy 26 Mey 2014
Politique.Razakanirina Mahafaritsy «Hitambatra ny TIM ho fandraisana andraikitra»

Anisan’ny tompon’andraikitra misahana ny fandrindrana ny fampivondronana ireo mpikambana ny antoko Tiako i Madagasikara Razakanirina Mahafaritsy. Nisy ny resaka nifanaovan’ny Tia Tanindrazana taminy.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 24 Mey 2014
Politique.Hery Rajaonarimampianina sy Kolo Roger Samy any andafy, mitsoaka ny olan’ny Malagasy ?

Fahasahiana goavana ! Samy tsy eto Madagasikara ny filoham-pirenena sy ny praiminisitra lehiben’ny governemanta. Matetika mihitsy tao anatin’izay efa-bolana nandraisany fitondrana izay ny fivoahan’ny filoham-pirenena tany ivelany.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 24 Mey 2014
Politique.Dr Rakotomalala Hary “Mila tonga saina isika vahoaka”

“Tsy misy fampandrosoana andrasantsika izany eto raha tsy isika rehetra mihitsy no miara-tonga saina ho an’ny firenentsika. Avy amintsika ihany no hampandroso antsika”, hoy i Dr Rakotomalala Hary mikasika ny zava-misy eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 24 Mey 2014
Politique.Magro Behoririka Hetsika tolotanana ho an’ny gadra politika anio

Hanatanteraka hetsika ny etsy amin’ny Magro Behoririka anio hanangonana izay tsirambin’ny tanana hanampiana ireo gadra politika mbola tavela any am-ponja.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 23 Mey 2014
Politique.Dr Jean Louis Robinson Nandroso vahaolana maharitra

Manoloana ireo zavatra mampalahelo miseho eto amin’ny firenena, indrindra fa ny mahazo ireo vahoaka madinika dia naneho ny heviny i Dr Jean Louis Robinson, kandida tamin’ny fifidianana filoham-pirenena farany teo.

Hamaky ny tohiny
FTT