• Alatsinainy 02 Jona 2014
Politique.Fanararaotam-pahefana Depiote MAPAR iray nampihorohoro tao Toamasina

Niharan’ny fandrahonana an-telefonina nataona depiote MAPAR iray ny mpanao gazety iray ao Toamasina.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 02 Jona 2014
Politique.Antoko TIM Haka an’Antananarivo

Teny amin’ny trano fonenany teny Amboditsiry ny sabotsy teo, tamin’ny fihaonany tamin’ireo solontenan’ireo mpiara-mitolona mpanohana azy ao amin’ny Boriborintany faha-5 eto Antananarivo no nilazan’i Guy Rivo Randrianarisoa, depiote sady mpitondra tenin’ny ankolafy Ravalomanana, fa : mijoro ary misy ny antoko Tiako i Madagasikara (TIM) ary haverina amin’ny tanjany tamin’ny fotoana namoronan’ny filoha Marc Ravalomanana azy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 30 Mey 2014
Politique.Antoko HVM Mampiahiahy, mila arahi-maso akaiky

Miandry ny fotoanany ny zava-drehetra fa na dia efa tamin’ny 25 janoary 2014 aza ,araka ny didy lah.20 735/2014, no efa ara-dalàna ara-panjakana ny fijoronan’ny antoko politika H.V.M (Hery Vaovao ho an’i Madagasikara dia omaly takariva tetsy amin’ny hotely Carlton Anosy vao nambara ofisialy ho ren-tany ren-danitra izany ary nalefa nivantana tamin’ny fahitalavitra mihitsy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 30 Mey 2014
Politique.Randriarimanana Edmond Harison «Osa tampoka ny tontolo ambanivohitra»

Tanterahina eny amin’ny Malagasy Professionnel de l’Elevage Nanisana amin’izao fotoana izao ny «Foire de l’Elevage et de la Production Animale» na tsenaben’ny fiompiana andiany faha-8. Manodidina ny tontolon’ny ambanivohitra izay indrindra no horesahantsika anio. Vahin’ny Tia Tanindrazana ny minisitry ny Fambolena sy ny Fiompiana teo aloha Randriarimanana Edmond Harison. Resadresaka.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 30 Mey 2014
Politique.Pasitera Mailhol “Aleoko tsy manonona daty intsony”

Sarotra ny mitondra firenena, hoy i Pasitera Mailhol, raha nanontanian’ny Tia Tanindrazana ny heviny mahakasika ny fijoroan’ny antoko HVM sy ny zava-misy tena iainan’ny firenena ankehitriny izy teny amin’ny Carlton Anosy omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 30 Mey 2014
Politique.VOT Antsirabe Maika ny fampodiana ny Filoha Ravalomanana

Vetesina lava ny hoe fampandrosoana an’i Madagasikara amin’izao fotoana ka nitondran’ny VOT Antsirabe fanamarihana izany.

Hamaky ny tohiny
FTT