- Alakamisy 22 Mey 2014
Politique.Depiote Jaona Elite Natolony manontolo hanohanana ny mpianatra ny karamany
Natolotry ny depioten’Atsimondrano Randriarimalala Harijaona na Jaona Elite hanaovana asa sosialy ny karamany mandritra ny fotoana maha solombavambahoaka azy.
Hamaky ny tohiny