Politique

Magro Behoririka Hetsika tolotanana ho an’ny gadra politika anio


  • Sabotsy 24 Mey 2014

Hanatanteraka hetsika ny etsy amin’ny Magro Behoririka anio hanangonana izay tsirambin’ny tanana hanampiana ireo gadra politika mbola tavela any am-ponja.

 Mbola misy 16 izy ireo any am-ponja, hoy i Solo filohan’ny fikambanana “Mahery Fo”. Mpitolona ary tamin’ny tetezamita no nampigadra azy ireo. Efa nanao izay vitany ny fikambanana niforona tamin’ny 2010, ka ny tsapa dia tena manahirana azy ireo any ny resaka sakafo ary misy aza fianakaviana tsy mandalo any am-ponja intsony manatitra izany noho ny tsy fahampiana. Avoahy fa niaro tanindrazana ireo, hoy i Manoela. Ny teninao ihany dia vita izany Atoa Hery Rajaonarimampianina satria ianao no filoham-pirenena. Izahay Vakinankaratra no gadra politika voalohany, hoy i Mamisoa. Mafy ny any am-ponja ka tsy mendrika ireo tsy nanao n’inona n’inona ka mangataka ny fivoahan’ireo mbola tavela any izahay. Notsiahivin-dRarison Hilarion ny fahatongavan’ny fetin’ny reny ka hirarian’ny eny an-kianja ny hiarahabana mivantana an’i Neny Lalao Ravalomanana eny an-toerana.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ALAIN MAHAVIMBINA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Mety ny manao dinika

  • Dinika fanavotĂ m-pirenena
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

«Miha mibaribary ny

  • Kristianina
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

mandinika raharaham-pirenena

  • PR
  • Talata 20 Oktobra 2026

JOSEPH HARIMALALA

  • GEN Z
  • Talata 20 Oktobra 2026

POUR LA REFONDATION

  • Depiote teo
  • Talata 20 Oktobra 2026

aloha Ninah sy ny zanany

Hijery ny tohiny
FTT