• Zoma 23 Mey 2014
Politique.Lapan’i Tsimbazaza Nilaozan’ireo depiote namonjy “braderie”

Alaina ny karama fa avela hangadihady eo ny efitrano fivoriana. Izany no sary hita etsy amin’ny Lapan’ny Antenimieram-pirenena Tsimbazaza ao anatin’izao fotoam-pivoriana ara-potoana voalohany sambany hatrehan’ireo solombavambahoaka vaovao voafidy farany teo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 23 Mey 2014
Politique.Fiahiana ara-tsosialy Very 5 taona vokatry ny krizy i Madagasikara

Tara 5 taona i Madagasikara eo amin’ny sehatry ny fiahiana ara-tsosialy. Firenena 56 te-hisongadina, ohatra, no afaka namolavola paikady nasionaly momba ny Fiarovana ara-tsosialy tao anatin’ny taona vitsivitsy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 23 Mey 2014
Politique.Rakotomamonjy Phillipe “Governemanta vonjimaika no mijoro ankehitriny”

Betsaka ireo mpanara-baovao no mieritreritra fa tsy tena mahefa io governemanta mijoro ankehitriny io. Anisan’ny resy lahatra amin’izany Rakotomamonjy Phillipe, mpanohana ny fitondrana ara-dalàna.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 23 Mey 2014
Politique.Magro Behoririka Hanao hetsika hanampiana ireo gadra politika

Magro Behoririka Hanao hetsika hanampiana ireo gadra politika

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 23 Mey 2014
Politique.Lalatiana Ravololomanana Nampiaka-peo

Hijoro hatrany hanohitra ny tsy rariny eto amin’ny firenena i Lalatiana Ravololomanana. Nampiaka-peo izy omaly raha naneho ny heviny mikasika ireo olona rava trano etsy Ankadimbahoaka.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 23 Mey 2014
Politique.“Tsirin-kevitra Tia Tanindrazana” Mpitandro ny filaminana Tia tanindrazana ve ?

Mahantra amin’ny ankapobeny ny firenena afrikanina. Matetika dia resaka ady sy fanonganam-panjakana no miseho ary mahatonga izany fahantrana izany. Tsy miala amin’izany olana izany koa nefa i Madagasikara. Aiza ny andraikitry ny mpitandro ny filaminana manoloana izany ? Inona no andrasan’ny vahoaka Malagasy amin’izy ireny satria dia mpiasam-bahoaka izy ireny ?

Hamaky ny tohiny
FTT