• Sabotsy 07 Jona 2014
Politique.Magro Behoririka Hisy hetsika hiavaka anio

Mikorontana ny firenena, hoy ny MCT taloha Sandros tetsy amin’ny Magro Behoririka omaly, satria tsy misy vola nefa ny olom-boafidy manao fangatahana avo lenta

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 07 Jona 2014
Politique.Antenimieram-pirenena Nanangana vondrona parlemantera ny HVM

Nizotra amin’ny efa nanombatombanan’ny rehetra azy ny toe-draharaha eny anivon’ny Antenimieram-pirenena eny ka hita soritra ny nahatonga ny fihisaran’ny fitsanganan’ireo vondrona parlemantera isanisany teny.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 06 Jona 2014
Politique.Antoko mpanohitra Tianasoa Freddy no filohany

Nampahafantarin’ireo antoko 5 dia ny OBAMA, MIAMI Madagasikara, DHD Madagasikara, Avotra ho an’ny firenena ary ny Green Gasikara, notarihan’ny filohany avy tetsy amin’ny foibe toeran’ny DHD Madagascar etsy amin’ny 67 ha omaly ny firafitry ny antoko mpanohitra mitsangana ara-dalàna hatreto ary efa nanatitra ny antontan-taratasin’izy ireo teny amin’ny ministeran’ny Ati-tany sy teny amin’ny Antenimieram-pirenena tamin’ity herinandro ity.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 06 Jona 2014
Politique.Tamin’ny andron’i Dada Izay depiote tsy mamonjy fivoriana tsy nandray karama

Efa nodradradradraina teto niaraka tamin’ny filoha Marc Ravalomanana, hoy Atoa Zafilahy Stanislas omaly tetsy Behoririka, fa tsy hahasoa antsika ary tsy hahavaha ny olan’ny Malagasy velively iny fifidianana natao iny.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 06 Jona 2014
Politique.Rabehaja Nomenjanahary Ali Abel Beazina tsy ho mpangataka ny vahoaka

“Malahelo ny manjo ny mpiray firenena hatramin’ny nisian’ny krizy aho”, hoy Rabehaja Nomenjanahary Ali Abel “Menja”, kandidà solombavam-bahoaka nitana ny laharana faha-5 tao amin’ny Boriborintany voalohany tamin’ny fifidianana farany teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 05 Jona 2014
Politique.Sakaizam-bahoaka Behoririka Mila mandini-tena lalina ny mpanao politika

Tokony nifarana niaraka tamin’ny fitsanganan’ny Repoblika faha-4 ny disadisa sy adilahy politika. Andraikitra lehibe takiana amin’ny filoham-pirenena vaovao ny fanarenam-pirenena sy ny fampiharana ny tondrozotra tena antenain’ny vahoaka Malagasy, hoy Randrianomanamahaleo Narcisse avy amin’ny fikambanana “Sakaizam-bahoaka Behoririka”.

Hamaky ny tohiny
FTT