- Alarobia 04 Jona 2014
Politique.PM Kolo Roger Mikoropaka vao mitrena ny depiote
Mbola ny raharaha anatin’ny eo anivon’ny Antenimieram-pirenena indray omaly no nibahan-toerana tamin’ny fivoriana tsy azon’ny besimaro natrehana.
Hamaky ny tohinyMbola ny raharaha anatin’ny eo anivon’ny Antenimieram-pirenena indray omaly no nibahan-toerana tamin’ny fivoriana tsy azon’ny besimaro natrehana.
Hamaky ny tohinyEfa am-periny amin’ny asa fanamboaran-dàlana ny ministeran’ny Asa Vaventy ankehitriny, hoy i Roland Ratsiraka omaly nandritra ny fitsidihana ireo trano heva mampiranty ny tontolon’ny asa fanorenana sy ny asa vaventy teny amin’ny Carlton Anosy.
Hamaky ny tohinyTsy hionona fotsiny amin’ny fomba fiteny eo amin’ny fametrahana ny fitsinjaram-pahefana tena izy ny ministeran’ny Atitany sy ny Fitsinjaram-pahefana fa hanatanteraka izany mba hifanaraka amin’ny zava-misy iainan’ny mponina eny ifotony.
Hamaky ny tohinyHafahafa raha ny toe-draharaha eny amin’ny Lapan’ny Antenimieram-pirenena eny Tsimbazaza eny ankehitriny.
Hamaky ny tohinyNifarana tamin’ny fifidianana filoham-pirenena sy solombavam-bahoaka ny fampiasana ny anarana ankolafy Ravalomanana.
Hamaky ny tohinyMateti-piseho ny vadin’ny filohan’ny Repoblika, Rtoa Voahangy Rajaonarimampianina tato ho ato. Saika amina hetsika sosialy no isehoany mba hanakaikezany kokoa ny vahoaka, izay mazana ireo osa sy mila fanampiana.
Hamaky ny tohiny