• Zoma 13 Jona 2014
Politique.Antoko mpanohitra Miady seza sahady

Raikitra indray ny ady seza eo amin’ireo mpanao politika sy vondron’antoko izay samy milaza azy fa mpanohitra eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 13 Jona 2014
Politique.Tsirin-kevitra Tia Tanindrazana Ahoana ny hampanam-bola ny Malagasy ?

Maro dia maro ny fampanantenana mivoaka raha vao mipetraka tahak’izao ny fitondrana iray. Ny fanontaniana mipetraka amin’ny tsirairay dia ny hoe «Tena hanatanteraka ny fampanantenany marina ve ny mpitondra ?» ary koa «Ahoana no ahafantarana fa mandeha mankany amin’izany fanatsarana ny fari-piainan’ny tsirairay izany ny fanjakana ?».

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 13 Jona 2014
Politique.Fodian’i Marc Ravalomanana Inona no tena marina ?

Miolakolana tsy tena manana valin-teny mazava ireo mpitondra ankehitriny rehefa anontaniana hoe : efa milamina ve ny tany sy ny fanjakana ? Marin-toerana ve izao fitondrana izao ? Mampieritreritra ihany izany satria na ireo mitantana aza izany tsy tena manana antoka mazava ny amin’ny fisian’ny fitoniana eto.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 12 Jona 2014
Politique.Fandraisana ireo mpampianatra FRAM Iza no mampiesona ?

Diso fanantenana ary rava ny nofinofin’ireo mpampianatra FRAM izay efa mba nanantena fa dia vita hatreo ny fitaintainan-dava sy ny familafilana ny tambinkarama kely fandrain’izy ireo isam-bolana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 12 Jona 2014
Politique.Orinasa mpanao fitaovam-pambolena Hovelomina indray ny SIDEMA

Nidina ifotony nijery ny zava-misy ao amin’ny orinasa SIDEMA etsy Soanierana ny minisitry ny indostria sy ny orinasa salasalany ary ny fampiroboroboana ny sehatra tsy miankina, Dr Jules Etienne sy ireo mpiara-miasa akaiky aminy omaly.

Hamaky ny tohiny
FTT