Politique

Hery Vaovaon’i Madagasikara Hanangana ny sampany ao Toamasina


  • Talata 17 Jona 2014


 Taorian’Antananarivo sy ny tany Parisy Frantsa, dia anjaran’i Toamasina indray izao no hananganan’ny antoko “Hery Vaovaon’i Madagasikara” (HVM) ny rantsany ny sabotsy 21 jona ho avy izao. Lanonana hatao ao amin’ny trano fandraisam-bahiny “Le Neptune”. Ny vahoaka liana amin’ny antoko sy ireo mpiara-dia rehetra ary ireo mpanohana hatramin’izay no hasaina mandritra ny hetsika, hoy ny mpikarakara. Mandritra izany no handrafetan’izy ireo ny hitantanana ny antoko HVM ao anatin’ny faritanin’i Toamasina sy ireo hisahana ny sampana isam-paritra ihany koa.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ALAIN MAHAVIMBINA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Mety ny manao dinika

  • Dinika fanavotĂ m-pirenena
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

«Miha mibaribary ny

  • Kristianina
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

mandinika raharaham-pirenena

  • PR
  • Talata 20 Oktobra 2026

JOSEPH HARIMALALA

  • GEN Z
  • Talata 20 Oktobra 2026

POUR LA REFONDATION

  • Depiote teo
  • Talata 20 Oktobra 2026

aloha Ninah sy ny zanany

Hijery ny tohiny
FTT