- Alatsinainy 16 Jona 2014
Politique.Révérend Satrobory Mitaky ny hanoloana ireo Sefom-pokontany
Ny fifidianana no maha politika ny politika, ary antoky ny fakan’ny antoko politika ny fanjakana ara-dalàna.
Hamaky ny tohinyNy fifidianana no maha politika ny politika, ary antoky ny fakan’ny antoko politika ny fanjakana ara-dalàna.
Hamaky ny tohinyTsy mankasitraka velively ny amin’ny adivarotra tombontsoa ataon’ny solombavambahoakantsika ankehitriny ny tenako, hoy Atoa Randriampilamanana Rostand avy any Ihorombe.
Hamaky ny tohiny“Misaona sy malahelo ny vahoaka. Mikatona ny kaominina, tsy hankalaza ny fetim-pirenena izahay raha tsy apetraky ny fanjakana ny olona tianay vahoaka”.
Hamaky ny tohinyAnisan’ny fepetra takian’ny fianakaviambe iraisam-pirenena amin’ny mpitondra fanjakana Malagasy vaovao ny fijerena akaiky ireo vary mangatsiaka tsy mbola tanteraka voalazan’ny tondrozotra.
Hamaky ny tohinyTsy mankasitraka velively ny amin’ny adivarotra tombontsoa ataon’ny solombavambahoakantsika ankehitriny ny tenako, hoy Atoa Randriampilamanana Rostand avy any Ihorombe.
Hamaky ny tohinyVoailika tsy ho Sekretera jeneralin’ny antoko Avotra ho an’ny Firenena intsony Atoa Laza Razafiarison, kandidàn-dry zareo tamin’ny fifidianana ho filoham-pirenena farany teo, araka ny nambaran’ireo mpitantana ity antoko ity teny amin’ny Motel de Tanà omaly alakamisy.
Hamaky ny tohiny