Nodimandry i Dr Rakotomalala Nirina mpila ravinahitra tany Allemagne
Eny amin’ny hopitaly CENOSOA Soavinandriana ny razana ankehitriny. Nahafantarana azy teo amin’ny tontolo politika ny nitantanany ny TIM tany Alemana
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.