- Alakamisy 24 Jolay 2014
Politique.Albert Camille Vital Azo alamina ny zava-drehetra
Manantena ny hisian’ny fampiharana ny zavatra natao nandritra ny roa andro teny amin’ny efitrano fivoriana iraisam-pirenena eny Ivato i Albert Camille Vital, filoha mpitarika ny fikambanana Hiaraka Isika raha nanontaniana ny heviny mikasika iny atrikasa iny
Hamaky ny tohiny