• Zoma 01 Aogositra 2014
Politique.Depiote mpingitrika Ho saziana amin’izay

Nanamarika ny depiote Rabekijana Solofo Hery tao amin’ny fivoriana azon’ny besinimaro natrehana tao amin’ny Lapam-panjakana tao Tsimbazaza tao, omaly, fa « 147 no isantsika depiote vaovao ankehitriny, 90 no nandany ny voalavolam-pandaharam-potoana teo ary 4 no nitsipaka.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 01 Aogositra 2014
Politique.Depioten’Amparafaravola Mikaikaika ny vahoaka fa midina be vidim-bary any Alaotra

Manaitra ny fitondram-panjakana izahay any amin’ny Faritr’Alaotra Mangoro, hoy ny depiote voafidy avy ao amin’ny distrikan’Amparavola, ny amin’ny fiainam-bahoaka any an-toerana. Rehefa nifanaraka mantsy

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 01 Aogositra 2014
Politique.Filoha lefitry ny Antenimieram-pirenena Faritany Fianarantsoa Tsy olana ny fodian-dRavalomanana

Hiombonako manana amin’ny filohan’ny Antenimieram-pirenena ny voalazany tao anaty kabarim-panokafana ny fivoriana tsy ara-potoana ny alarobia 29 jolay, hoy ny filoha lefitry ny Antenimiera Faritanin’i Fianarantsoa, tamin’ny fiantsoana an’ireo Vondrona Iraisampirenena hitodi-doha amin’ny fanampiana ara-bola an’i Madagasikara amin’izay ao anatin’izao fitondrana ara-dalàna izao

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 01 Aogositra 2014
Politique.Magro Behoririka Hatramin’ny hafatra an-telefaonina mety handoavana 4 tapitrisa Ar

Misy tompon’andraiki-panjakana ao anaty governemanta sy mpanao politika mampiaka-peo mafy amin’ny tsy tokony hodian’ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana, hoy Atoa Rarison Hilarion tao amin’ny Magro Behoririka omaly, nefa tsy mbola nisy nanenjika azy ireo tamin’ny halatra tao amin’ny Tiko Toamasina tamin’ny fotoanandron’ny Tetezamita

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 31 Jolay 2014
Politique.Mpitondra mivaralila hanapotika firenena

Mivoaka miditra tahaka ny lelon-jaza ! Izay no azo hamaritana ny fomba fiasan’ity fitondrana nisantatra ny repoblika fahefatra ity. Toa sady mitondra no manao fanazaran-tena hoy ny sasany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 31 Jolay 2014
Politique.Filoha lefitry ny Antenimieram-pirenena Faritany Fianarantsoa Tsy olana na mody na tsy mody i Marc Ravalomanana fa tanàna milamina no izy

Hombonako manana amin’ny filohan’ny Antenimieram-pirenena ny voalazany tao anaty kabarim-panokafana ny fivoriana tsy ara-potoana androany alarobia 29 jolay, hoy ny filoha lefitry ny Antenimiera Faritanin’i Fianarantsoa, tamin’ny fiantsoana an’ireo Vondrona Iraisampirenena hitodi-doha amin’ny fanampiana ara-bola an’i Madagasikara amin’izay ao anatin’izao fitondrana ara-dalàna izao. Manontany ianao hoe :

Hamaky ny tohiny
FTT