- Talata 05 Aogositra 2014
Politique.Fihaonan’i Etazonia sy Afrika Niantso ireo mpampiasa vola ho avy aty Afrika ny filoha Malagasy
Niantso ireo mpamatsy vola mba tsy hisalasala fa ho avy aty afrika ary hampiasa ny volany ny filoham-pirenena Malagasy, nandritra ny lahateniny omaly tao amin’ilay fihaonamben’i Etazonia sy Afrika any Washington
Hamaky ny tohiny
