• Alakamisy 31 Jolay 2014
Politique.Governemantan’i Kolo Roger Mampijabaka ny solombavambahoaka

Nisokatra tamin’ny fomba ofisialy omaly alarobia 30 jolay teny amin’ny Lapan’i Tsimbazaza, araka ny didim-panjakana lah.2014-1115 navoakan’ny mpanatanteraka, ny fivoriana tsy ara-potoana voalohan’ny Antenimieram-pirenena amin’ity taona 2014 ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 31 Jolay 2014
Politique.Krizy politika naharitra : namela takaitra ara-toekarena goavana

Tena namotika ny toekarena Malagasy ny fanonganam-panjakana nitranga tamin’ny taona 2009. Maro ireo singa ara-toekarena azo hijerena io faharavan’ity sehatra antoky ny fampandrosoana ny firenena ity. Raha ny zava-misy hita maso eny anivon’ny fiarahamonina aloha dia eo ny firoborobon’ireo karazana sehatra tsy ara-dalàna, ny fahazoan’ny fitsaram-bahoaka vahana ary ny fikororoson’ny fiarovana ny tontolo iainana

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 30 Jolay 2014
Politique.Tandindomin-doza ny firenena Miala any ny jadona !

Manjavozavo tanteraka ny lalan-komban’ny firenena ankehitriny. Tsy fantatry ny olona intsony izay tena tian’ny fitondram-panjakana atao, maivana be ny serasera momba ilay fandaharanasa ankapoben’ny fitondram-panjakana. Vao miha nanamaloka izany ny famakiana ady nataon’ny mpitondra tamin’ny mpanao gazety

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 30 Jolay 2014
Politique.Fivorian’ny depiote Tsy misy resaka ny lalàna mifehy ny fifidianana

Volavolan-dalàna miisa 12 no hodinihana mandritra ny fivoriana tsy ara-potoan’ny antenimieram-pirenena eny Tsimbazaza, izay hanomboka anio

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 30 Jolay 2014
Politique.Dr Randriamiharisoa Joseph Maika ny fandaminana ny tontolo politika eto amintsika

Ny filoham-pirenena izay voafidy ara-dalàna no tompon’andraikitra nomen’ny vahoaka fahefana handamina ny firenena, hoy ny Dr Randriamiharisoa Joseph minisitry ny tontolo iainana teo aloha

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 30 Jolay 2014
Politique.Fodian’ny filoha Ravalomanana Tokony hilaza mazava ny heviny ny mpitondra

Efa fotoana fodian’ny filoha teo aloha Ravalomanana ve izao sa tsia ? Tsy mitombina intsony io fomba fijery io amin’ireo sokajin’olona maromaro nametrahana ny fanontaniana. Ny antony lehibe dia satria fandaniam-potoana tsy mitondra tombontsoan’ny firenena ny adihevitra miompana amin’ny olona iray

Hamaky ny tohiny
FTT