- Alakamisy 07 Aogositra 2014
Politique.Zokiolona mitaky ny fodian-dRavalomanana Nanatitra taratasy teny amin’ny Masoivoho Amerikanina
Ao anatin’ny fivahinianan’ny filoham-pirenena Malagasy sy ireo mpanara-dia azy any Etazonia izao dia nohararaotin’ireo zokiolona mpitolona tsy tapaka etsy amin’ny Magro Behoririka ary anisan’ireo mivoy mafy ny fiverenan’ny filoha te aloha, Marc Ravalomanana
Hamaky ny tohiny
