• Alatsinainy 11 Aogositra 2014
Politique.Fanakorontana eto Antananarivo Mitaky porofo ny zanak’i Toliara

Manoloana ny filazan’ny mpitandro filaminana fa ireo 60 lahy voasambotra nikasa hanafika sy hanakorontana teto an-drenivohitra, dia nanao fanambarana tamin’ny alalan’ny valan-dresaka tamin’ny mpanao gazety,

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 09 Aogositra 2014
Politique.Fifidianana teny Tsimbazaza Niteny ny vola sy ny resa-pihaviana

Fombafomba fotsiny ihany sisa ilay ambara fifidianana ireo solotena roan’ny Antenimieram-pirenena ho mpikambana ao amin’ny Fitsarana avo momba ny lalampanorenena (HCC) natao teny tsimbazaza omaly, fa efa fantatra mialoha ny safidy

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 09 Aogositra 2014
Politique.Randriamamizafy Ignace tetsy amin’ny Magro Behoririka Ampiaro ny fepetra voalazan’ny lalàna dia hino anareo ny vahoaka

Mba tsy hisainan’ny vahoaka hoe manohy ny asa ratsin’ny fitondrana tetezamita ianareo mpitantana ny firenena ankehitriny, hoy Randriamamizafy Ignace tetsy amin’ny Magro Behoririka ny faran’ny

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Aogositra 2014
Politique.Aza be zesta aloha !

Aza be zesta aloha ! So ihany fa nisy ilay fihaonana tany Etazonia mba hampisongadinan’ny mpitondra amin’izao fotoana ny tenany indray.Tsy misy marina aza moa mamorona mainka fa misy zavatra mba azo itarina ;nisora-tena ho mpitondra tenin’i Afrika iray manontolo ny filohampirenena malagasy tany Washington, nila ranondranony, nanambitamby ny Bekintana mba hampiasa vola aty afrika sy eto Madagasikara.Hafaliana tsy omby tratra ny an-dry zareo ao ambonimbony ao vantany vao nahafantatra fa voatendry ny masoivohon’i Etazonia vaovao eto amintsika.Aoka anefa tsy hisioka satria mbola tsy tafavoaky ny ala

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Aogositra 2014
Politique.Herinjatovo Elysée Fleuri Vonona ny hanova zavatra tanteraka ao amin’ny HCC

Kandidà tanora vao 38 taona maniry fatratra ny ho mpikambana eo anivon’ny Fitsarana Avo Momba ny Lalàmpanorenana (HCC) i Herinjatovo Elysée Fleuri , mpitsara, 9 taona niasana teo anivon’ny fandraharaham-panjakana, efa nitana ny toerana Tale Jeneralin’ny Vondrom-bahoaka fitsinjaram-pahefana. Manana ny marim-pahaizana

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Aogositra 2014
Politique.Solontenan’ny Antenimieram-pirenena eny amin’ny HCC Nahafeno fepetra avokoa ireo kandidà 28 nametraka antontan-taratasy

Nahafeno fepetra avokoa ireo kandidà 28 nametraka ny antontan-taratasy filatsahan-kofidiana ho an’izay olona hisolontena ny Antenimieram-pirenena ho mpikambana eo anivon’ny

Hamaky ny tohiny
FTT