Politique

Solontenan’ny Antenimieram-pirenena eny amin’ny HCC Nahafeno fepetra avokoa ireo kandidŕ 28 nametraka antontan-taratasy


  • Zoma 08 Aogositra 2014

Nahafeno fepetra avokoa ireo kandidŕ 28 nametraka ny antontan-taratasy filatsahan-kofidiana ho an’izay olona hisolontena ny Antenimieram-pirenena ho mpikambana eo anivon’ny

Fitsarana Avo Momba ny Lalàmpanorenana, omaly alakamisy antoandro ,fotoana farany fametraha izany ary nakatoavin’ny birao maharitry ny Antenimieram-pirenena ny takariva, hoy ny mpampakanteny jeneraly eo anivon’ity rafitra ity, ny depiote Liahosoa Malement. Amin’ny 10 ora maraina ao anaty fivoriana hitambarambe eny Tsimbazaza eny no hanatanterahana ny fifidianana (amin’ny alalan’ny fampiasana biletà tokana). Hanana 5 minitra hanaovana fampielezankevitra tsirairay avy ireo kandidà ireo mialohan’izany.

Ny lisitr’ireo kandidà 28 :

1-Randriamahafanjary Andriamitarijato Calvin

2-Rakotonandrasana Roger

3-Tiandrazana Jaobe Hilton

4-Dama Andrianarisedo Retaf Arsène

5-Razafimandimby Soloherinoro John

6-Ravoniarison Richard

7-Ralantonirina Doris

8-Mananjary Bienvenu

9-Jailany Salim

10-Bemihary Cyrille

11-Herinjatovo Elysée Fleuri

12-Zafimihary Marcellin

13-Peliarimanana Augustine Elysée

14-Tsiazonangoly Annick Irenée

15-Rakotoson Josie Annick

16-Honoré

17-Clément Jaona

18-Ramarolahihaingonirainy Anthony

19-Ramilison Max

20-Rahetlah Jonah

21-Rabenarivo Naina Ramaharosoa

22-Mbola Okaba Marie

23-Rasiviarison Félicien

24-Tata Justin

25-Rabe William José

26-Befourouack William

27-Andrianirina Laza Eric

28-Rasamitiana Tang Ladislas

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

  • ALAIN MAHAVIMBINA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Mety ny manao dinika

  • Dinika fanavotĂ m-pirenena
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

«Miha mibaribary ny

Hijery ny tohiny
FTT