- Alarobia 13 Aogositra 2014
Politique.Depiote Nina Tsy manaiky ny hizarazarana an’Antananarivo Renivohitra
Tsy marina ny filazana fa tsy hita fotoana maharitra tany Mahajanga ny tenako, hoy ny depiote Rahantanirina Lalao na i Nina voafidy tao an-drenivohitry ny voninkazo. Vao tafaverina avy any aho izao, hoy izy, ka nahita ny fandehan-draharaha tao saingy tsy afaka niditra lalina amin’ny fandaminana ny oniversite any an-toerana
Hamaky ny tohiny
