• Talata 12 Aogositra 2014
Politique.VAVAKY NY MPANONGAM-PANJAKANA

Andriamanitra o ! tsy miafina aminao ny fahavoazana, Raha ingahy Ravalomanana no ho tody an-tanindrazana, Fa ho very fihinanana izahay ` zay notendrena Mba hitarika ny dinika fampihavanam-pirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 11 Aogositra 2014
Politique.Antenimieram-pirenena Nantsoina hivory tsy ara-potoana indray

Hiatrika fivoriana tsy ara-potoana indray ireo depiote manomboka anio. Handinika ireo volavolan-dalana efatra, vary mangatsiaka tsy voadinika nandritra ny fivoriana tsy ara-potoana voalohany izay nifarana ny zoma teo no niantsoana azy ireo indray hanohy ny fivoriana. Lalàna fehizoro ny roa amin’ireo, ka anisany ny mifehy ny vondrombahoaka itsinjaram-pahefana sy ny lalam-pifidianana kaominaly

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 11 Aogositra 2014
Politique.Diaben’ny 10 aogositra Efa navalon’ny tantara

Zary ririnin-dasa tsy tsaroana ny raharaha 10 aogositra 1991, nisian’ilay diabe notarihin’ny

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 11 Aogositra 2014
Politique.Fahombiazana ho an’iza ?

Fomba fanao efa mahazatra ireo mpitondra fanjakana nifandimby ny mamintina ny dian’izy ireo rehefa mivoaka any ivelany mamonjy fihaonana iraisam-pirenena na manatanteraka fitsidihana ofisialy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 11 Aogositra 2014
Politique.Fampihavanam-pirenena Tsy misy antenaina amin’i Hery Rajaonarimampianina

Tandindomin-doza ny fampihavanam-pirenena efa mitsipozipozy. Asa na vizan’ny dia na nokakerin-javatra avy any amin’izany nalehany tany ny filohan’ny Repoblika faha-4 fa namoaka teny tsy voahevitra sady tsy mendrika ny maha raiaman-drenin’ny firenena azy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 11 Aogositra 2014
Politique.Fitantanana ny firenena Ilaina olona mahalala sady mahay

Azo itarafana ny fiainam-pirenena manerana ny nosy ny zava-misy eto an-drenivohitra. Hita eo anivon’io fiaraha-monina io daholo mantsy ny zava-mitranga rehetra amin’ireo tanàna misy eto Madagasikara, hoy i Hanta Ratiarison, tompon’andraikitra misahana ny

Hamaky ny tohiny
FTT