• Alarobia 20 Aogositra 2014
Politique.Fizarazarana an’Antananarivo “Misy tombontsoa arovana”, hoy ny Minisitry ny Atitany

Nanambara ny minisitry ny Atitany, Mahafaly Solonandrasana Olivier, fa misy tokoa ny tombontsoa arovana ny amin’ny fizarazarana an’Antananarivo ho enina. Nolazainy tamin’izany fa tsy resaka politika velively ny antony fa fanamorana ny fampandrosoana isaky ny Boriborintany. Samy manana ny tetibolany avy ny boriborintany ary tsy misy ny tombo sy hala. Anisan’ny olana mantsy, hoy izy ny resaka hetra eto Antananarivo ka vahaolana iray amin’izany ity fizarana ity.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Aogositra 2014
Politique.Fitondrana ankehitriny Mivorivory fotsiny tsy misy vahaolana

Firenena azo lazaina fa tompondaka amin’ny fivoriana raha i Madagasikara. Fiteny mahazatra eto moa ny hoe ny hevitry ny maro mahataka-davitra ka asa na izay no antony sy amoronana izao karazam-pivoriana lava izao

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Aogositra 2014
Politique.Depiote Famindra Justin Mitaky ny mangarahara ny vokatra nikela efa naondrana

Mitaky ny hanambaran’Ambatovy ny tena vokatra nikela naondrany marina ny depiote Famindra Justin, voafidy tao Toamasina.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Aogositra 2014
Politique.Fikambanana RPM Mitaky ny fampihavanana tena izy

Tsy mbola tafavoaka tanteraka ao anatin’ny krizy i Madagasikara raha ny toe-draharaha misy ankehitriny. Io ny nambaran’ireo mpikambana avy eo anivon’ny antoko RPM (Rassemblement pour Madagascar) omaly tetsy amin’ny Motel Anosy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Aogositra 2014
Politique.Vavanjafy Tangalamena Tsy iandrasana mpanao politika ny fampihavanana

Tsy iandrasana mpanao politika ny fampihavanana, hoy i Naivo Michel, mpikambana ao amin’ny Vavanjafy Tangalamena ao Toamasina. Misy Foko 18 isika izay manana ny hasiny avokoa ka ireo no tokony hampiasaina

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Aogositra 2014
Politique.Depiote Erafa Brisson Jubé “Tokony hisy ny fifidianana Ben’ny tanàna amin’ity taona ity”

Tsy tokony ho olana ny fizarazarana ho Kaominina maromaro an’ireo Distrika mangataka izany, hoy ny filoha lefitry ny Antenimieram-pirenena Faritanin’i Toliara, Erafa Brisson Jubé, fa ho an’Antananarivo

Hamaky ny tohiny
FTT