- Alakamisy 21 Aogositra 2014
Politique.Fitondran’ny HVM Mizara galona, manambitamby ny miaramila
Raha mbola mitarazoka ny famahana ny olana amin’ny fitakian’ny mpianatra eny amin’ny oniversite, ny mpampianatra mpikaroka, ny mpampianatra FRAM, ny an’ireo sendika maro samihafa tahaka ny an’ny mpitsabo sy ny mpitsara dia mihazakazaka hatrany manome fahafaham-po ny miaramila ny fitondram-panjakana.
Hamaky ny tohiny
