Politique

Depiote Erafa Brisson Jubé “Tokony hisy ny fifidianana Ben’ny tanŕna amin’ity taona ity”


  • Alatsinainy 18 Aogositra 2014

Tsy tokony ho olana ny fizarazarana ho Kaominina maromaro an’ireo Distrika mangataka izany, hoy ny filoha lefitry ny Antenimieram-pirenena Faritanin’i Toliara, Erafa Brisson Jubé, fa ho an’Antananarivo

an’Antananarivo Renivohitra manokana dia tokony hofidian’ny vahoaka ilay “Communauté” fa tsy hofidian’ireo mpifidy vaventy fotsiny. Tokony hisy fifidianana Ben’ny tanàna amin’ity taona ity, hoy izy, fa efa ela loatra izay valo taona nitantanan’ny am-perinasa teo izay. Tsy olana izay fandaniana lalàna, indrindra ny amin’ny lalàn’ny vondrombahoaka itsinjaram-pahefana, hoy ity depiote avy any Toliara II ity, fa ny fampiharana azy no hitoeran’ny olana.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

  • ALAIN MAHAVIMBINA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Mety ny manao dinika

  • Dinika fanavotĂ m-pirenena
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

«Miha mibaribary ny

Hijery ny tohiny
FTT