Politique

Vavanjafy Tangalamena Tsy iandrasana mpanao politika ny fampihavanana


  • Talata 19 Aogositra 2014

Tsy iandrasana mpanao politika ny fampihavanana, hoy i Naivo Michel, mpikambana ao amin’ny Vavanjafy Tangalamena ao Toamasina. Misy Foko 18 isika izay manana ny hasiny avokoa ka ireo no tokony hampiasaina

. Raha ny nentim-paharazana amin’ny Foko 18 mantsy no voatohintohina dia miteraka ady. Iray ihany ny Malagasy ka mila mifampihaino sy mifanaraka ny rehetra. Tsy hoe mitsangana ny CRN na miato ny FFM dia hiato ny baolina, hoy ihany izy, fa azo atao tsara ny manohy izany isam-paritra. Natsangana tamim-pomba ofisialy tao an-drenivohitr’i Toamasina ny herinandro lasa teo ny ny fikambanana Vavanjafy Tangalamena izay fikambanana ahitana ireo Foko 18 eto amin’ny Nosy. Handala ny fampihavanana ny Malagasy eto amintsika no antom-pijoroany ka any amin’ny faritra Avaratra no hiitaran’ny asan’ny fikambanana. Vonona ny fikambanana sy ny rafitra misy ao aminy handravona ny olana rehetra misy eto amin’ny firenena mba ho tombontsoan’ny rehetra

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

  • ALAIN MAHAVIMBINA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Mety ny manao dinika

  • Dinika fanavotàm-pirenena
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

«Miha mibaribary ny

Hijery ny tohiny
FTT