• Alarobia 10 Septambra 2014
Politique.Depiote Hanitra Razafimanantsoa Vonona ny hanao fanambaram-pananana izahay

Vonona ny hanao fanambaram-pananana izahay depiote, hoy i Mr Hanitra Razafimantsoa filoha lefitry ny Antenimieram-pirenena Faritanin’Antananarivo, saingy tokony mba hampitoviana lenta kosa ny andrim-panjakana isan-tsokajiny amin’ny fanaovana izany, na eny anivon’ny mpikambana amin’ny governemanta, na koa ny mpikambana Hcc …

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Septambra 2014
Politique.Fanjakana mahefa Tsy manome lanja ireo harem-pirenena

Mifanojo ny fomba fijerin’ireo manampahaizana eo anivon’ny Banky iraisam-pirenena sy ny mpikirakira ny ara-toekarena malagasy amin’ny filazana fa olana goavana tsy voafehin’ny mpitondra fanjakana malagasy ny fanomezan-danja ireo karazana harem-pirenena eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Septambra 2014
Politique.Mampiesona

Nivoaka ny alarobia 3 septambra 2014 lasa teo ny filaharana momba ny fifaninanana ara-toekarena ho an’ny taona 2014-2015

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Septambra 2014
Politique.Fifandraisana amin’i Madagasikara Mailo ny Amerikanina

Mbola mailo amin’ny fifandraisany amin’i Madagasikara i Etazonia, ka na dia nambara iray volana lasa aza izay fa efa hisy ny masoivoho vaovao asolo an’i Niels Marquardt izay nandao an’i Madagasikara efa 5 taona lasa, dia mbola mpiraki-draharaha (chargé d’affaires) ihany aloha no notendrena hitantana ny masoivoho

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Septambra 2014
Politique.Rakotomamonjy Philippe Very fanahy mbola velona ny vahoaka Malagasy

Very fanahy mbola velona toy ny valala voatango ny vahoaka Malagasy ankehitriny, araka ny fahitan-dRakotomamonjy Philippe azy. Porofo mivaingana azo hanehoana izany ny tsy fahatanterahan’ny mpitondra fanjakana mahefa ireo fampanantenana marobe napetrany 7 volana lasa izay teo am-pandraisana tamin’ny fomba ofisialy ny fahefana nampindramin’ny vahoaka azy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Septambra 2014
Politique.Fahefana mpanatanteraka Minisitra tsy tompon’andraikitra

Mahoraka be tato ho ato ny mety hisian’ny fanovana ireo minisitra mandrafitra ny governemanta

Hamaky ny tohiny
FTT