• Talata 09 Septambra 2014
Politique.Magro Behoririka Nifoha tamin’ny torimasony ny zokiolona

Misaotra anareo CT sy CST teo aloha nanafana ny kianja hatramin’izay ary mbola miasa amin’ny fampodiana an’i Dada Ravalomanana. Sanatria aza raisina ho vatolampy tsy miteny izahay zokiolona ka andihizan’ny vorona.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Septambra 2014
Politique.Fanambaram-pananan’ny depiote Aterina eny amin’ny amin’ny Bianco

Mahagaga, hoy ny depiote Randriamahefa Henri Charles tafaresaka tamin’ny mpanao gazety omaly, ny fanazavana nomen’ny Fitsarana avo momba ny Lalàmpanorenana ao anatin’ilay didy lah. 22-HCC/D3 tamin’ny 5 septambra 2014 milaza fa tsy nanaraka rafitra na « procédure »

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 08 Septambra 2014
Politique.Depiote Randrianasolo Jean Nicolas Ravao ny governemanta hiarovana ny fitondrana

Nandefa hafatra mahitsy dia mahitsy any amin’ny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina amin’ny tokony handravany ny governemanta mba hiarovana izao fitondrana izao, araka ny nambarany

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 08 Septambra 2014
Politique.Atoa Mahavimbina Alain “Tsy tongatonga ho azy ny olan’ny firenena ankehitriny “

Fitokonana sendikaly, fitakiana ara-tsosialy, hetsika ho fiarovana tombontsoam-pirenena sy nampanantenaina tsy mety azo. Ireo raha atao indray mijery ny zava-misy ankehitriny. Samy manana ny fomba fahitany ny toe-java-misy ny rehetra, ka anisan’ny naneho ny heviny Atoa Mahavimbina Alain, filoham-boninahitry ny antoko politika GAR na Gasikara Antsika Rehetra…

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 08 Septambra 2014
Politique.MPANOHITRA Nahavita ny sata mifehy azy

Taorian’ny fihaonamben’ireo mpanohitra ny volana Jona lasa teo dia naharafitra ny sata mifehy azy izy ireo ahitana ny Manda ho an’i Madagasikara, ny TAMAMI…Ny Sabotsy lasa teo no nanoloran’izy ireo azy io tamim-pomba ofisialy ahitana fiteny miisa roa dia ny teny Malagasy sy ny teny Frantsay.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Septambra 2014
Politique.Mampiesona

Tena fanetriben’ny firenena ireo mpiasam-panjakana matoatoa,

Hamaky ny tohiny
FTT