Politique

TIM Alasora Miandry sioka tokana fotsiny


  • Alatsinainy 15 Septambra 2014

Mbola laharam-pahamehana ho an’ny Ankolafy Ravalomanana sy ny antoko Tiako i Madagasikara ny famerenana ny Filoha Marc Ravalomanana an-tanindrazana, ny fanokafana ireo haino aman-jery mbola mikatona ary ny famoahana ireo gadra politika, hoy ny Kestora faha-III ao amin’ny Antenimieram-pirenena,

Guy Rivo Randrianarisoa,  teny Alasora ny faran’ny herinandro teo. Fanomanana ny fifidianana Kaominaly ho avy no fototry ny fihaonana ka nanamafy ny “tsy tokony hisian’ny teny midina” amin’ny fanendrena ny kandidà amin’izany fifidianana izany ny depioten’Avaradrano Randriambolaina Jerry, ka ilazany fa “aoka izay tena mahavita no harotsaka”. Ny Filohan’ny Dis-TIM  Avaradrano, Rahelisoa Arphine kosa dia nanoritra fa sioka tokana fotsiny amin’ny zavatra rehetra atao dia tonga ny mpikatroka TIM eny Alasora, izay manana tarigetra ho fitaratra ho an’Avaradrano. Avaradrano moa, izay nahatafavoaka depiote roa farany teo. Ny tanjona izany dia ho Ben’ny tanàna 14 amin’ny  Kaominina14 eto Avaradrano no ho azon’ny antoko TIM.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

  • ALAIN MAHAVIMBINA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Mety ny manao dinika

  • Dinika fanavotàm-pirenena
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

«Miha mibaribary ny

Hijery ny tohiny
FTT